-
Eksodosy 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory eo ambonin’i Ejipta ny tananao mba ho avy ny valala. Dia hiakatra ireny ka hihinana ny zavamaniry rehetra eto Ejipta, dia izay sisa tsy potiky ny havandra.”
-