-
Eksodosy 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy, tatỳ aoriana: “Teneno i Arona hoe: ‘Atsory ilay tananao mitazona tehina, ka ataovy eo ambonin’ny renirano sy ny lakandranon’i Neily ary ny honahona. Dia ampiakaro ho eny amin’ny tany Ejipta ny sahona.’”
-