-
Eksodosy 7:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia ho faty ny trondro ao Neily, ka ho maimbo ilay renirano, ary tsy ho vitan’ny Ejipsianina intsony ny hisotro amin’ny rano ao.”’”
-
-
Eksodosy 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Koa nandavaka teny amin’ny manodidina an’i Neily ny Ejipsianina rehetra mba hahazoana rano hosotroina. Tsy afaka nisotro ny ranon’i Neily mantsy izy ireo.
-