Eksodosy 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ilay loza, dia niziriziry tamin’ny heviny* izy.+ Tsy nety nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.
15 Rehefa hitan’i Farao fa efa afaka ilay loza, dia niziriziry tamin’ny heviny* izy.+ Tsy nety nihaino azy roa lahy izy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.