Eksodosy 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy, dia nankany ivelan’ny tanàna ka nivavaka* tamin’i Jehovah. Koa nijanona ny kotroka sy ny havandra, ary tsy nisy orana nilatsaka intsony tamin’ny tany.+
33 Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy, dia nankany ivelan’ny tanàna ka nivavaka* tamin’i Jehovah. Koa nijanona ny kotroka sy ny havandra, ary tsy nisy orana nilatsaka intsony tamin’ny tany.+