Eksodosy 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hihaino anareo anefa i Farao, ka hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy eto Ejipta ny vahoakako maro be,* dia ny Israelita, ka hosaziko mafy ny Ejipsianina.+
4 Tsy hihaino anareo anefa i Farao, ka hamely an’i Ejipta ny tanako. Hoentiko hivoaka avy eto Ejipta ny vahoakako maro be,* dia ny Israelita, ka hosaziko mafy ny Ejipsianina.+