-
Asan’ny Apostoly 7:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa natosik’ilay namely an’ilay namany izy, sady noteneniny hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay? 28 Tadiavin’ialahy hovonoina hoatran’ny namonoan’ialahy an’ilay Ejipsianina omaly koa angaha aho?’
-