-
Eksodosy 10:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Hoy i Farao tamin’i Mosesy: “’Ndeha mandeha any! Dia tandremo sao mitaditady hihaona amiko atỳ indray, fa ho faty ianao amin’ny andro hihaonanao amiko.” 29 Dia hoy i Mosesy: “Eny àry! Tsy hitady hihaona aminao intsony aho.”
-