-
Eksodosy 10:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Hiaraka aminay koa ny biby fiompinay. Tsy misy azo ajanona na biby* iray aza, satria avy amin’ireny no hakanay hatao fanatitra hanompoana an’i Jehovah Andriamanitray. Mbola tsy fantatray koa izay hatolotray ho an’i Jehovah raha tsy efa tonga any izahay.”
-