Eksodosy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoatr’izao no hataonareo rehefa mihinana azy: Efa mifatotra ny fehikibonareo,* ho eny an-tongotrareo ny kapanareo, ary ho eny an-tananareo ny tehinareo. Dia hohaninareo haingana ilay izy. Paskan’i* Jehovah izany.
11 Hoatr’izao no hataonareo rehefa mihinana azy: Efa mifatotra ny fehikibonareo,* ho eny an-tongotrareo ny kapanareo, ary ho eny an-tananareo ny tehinareo. Dia hohaninareo haingana ilay izy. Paskan’i* Jehovah izany.