-
Eksodosy 10:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary niteny tamin’i Farao ny mpanompony hoe: “Mandra-pahoviana iny lehilahy iny no handrahona* antsika? Avelao handeha any ireo olona ireo, mba ho afaka hanompo an’i Jehovah Andriamaniny. Tsy hitanao angaha fa efa potika i Ejipta?”
-