-
Galatianina 3:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Izao koa no teniko: Tsy hoe nanafoana an’ilay fifanekena nataon’Andriamanitra taloha ilay Lalàna nomeny 430 taona tatỳ aoriana,+ ka hoe foana koa ilay fampanantenana.
-