Deoteronomia 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tsarovy foana ny volana Abiba* ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba i Jehovah Andriamanitrao no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+
16 “Tsarovy foana ny volana Abiba* ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba i Jehovah Andriamanitrao no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+