Asan’ny Apostoly 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina i Mosesy, ary tena nisy lanjany ny zavatra nolazainy sady nahavita zavatra niavaka* izy.+
22 Koa nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina i Mosesy, ary tena nisy lanjany ny zavatra nolazainy sady nahavita zavatra niavaka* izy.+