Eksodosy 12:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Tsy maintsy mankalaza an’izany ianareo. Fitsipika tokony harahinareo sy ny zanakareo* foana izany.+ 25 Ary rehefa tafiditra any amin’ny tany homen’i Jehovah anareo ianareo, araka izay efa nolazainy, dia tohizo foana izany fankalazana izany.+
24 “Tsy maintsy mankalaza an’izany ianareo. Fitsipika tokony harahinareo sy ny zanakareo* foana izany.+ 25 Ary rehefa tafiditra any amin’ny tany homen’i Jehovah anareo ianareo, araka izay efa nolazainy, dia tohizo foana izany fankalazana izany.+