FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 13:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nalefan’i Farao ny vahoaka, dia tsy nentin’Andriamanitra tany amin’ilay lalana mankany amin’ny tanin’ny Filistinina izy ireo, na dia tany aza no akaiky. Fa hoy Andriamanitra: “Sao miova hevitra ny vahoaka raha sendra ady, ka hiverina any Ejipta.” 18 Koa nasain’Andriamanitra nanodidina nanaraka ny lalana mankany amin’ny tany efitry ny Ranomasina Mena ny vahoaka.+ Hoatran’ny tafika milahatra hiady ny Israelita rehefa niakatra avy tany Ejipta.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara