-
Eksodosy 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary 80 taona i Mosesy, fa i Arona kosa 83 taona, tamin’izy ireo niresaka tamin’i Farao.+
-
-
Asan’ny Apostoly 7:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “Rehefa afaka 40 taona, dia nisy anjely niseho taminy tao anaty lelafo teo amin’ny voarointsilo nirehitra, tany amin’ilay tany efitra akaikin’ny Tendrombohitra Sinay.+
-