1 Korintianina 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa nandeha teo ambanin’ny rahona daholo ny razambentsika,+ ary namakivaky ny ranomasina izy rehetra.+ Hebreo 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Finoana no nahavitan’izy ireo niampita ny Ranomasina Mena, hoatran’ny hoe nandeha teo amin’ny tany maina.+ Natelin’ny+ rano kosa ny Ejipsianina rehefa nanandrana nandeha teo.
10 Tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa nandeha teo ambanin’ny rahona daholo ny razambentsika,+ ary namakivaky ny ranomasina izy rehetra.+
29 Finoana no nahavitan’izy ireo niampita ny Ranomasina Mena, hoatran’ny hoe nandeha teo amin’ny tany maina.+ Natelin’ny+ rano kosa ny Ejipsianina rehefa nanandrana nandeha teo.