-
Eksodosy 14:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa nasain’i Farao nomanina ny kalesy fitondrany miady, ary nentiny niaraka taminy ny olony.+ 7 Nitondra kalesy voafantina 600 izy, niaraka tamin’ny kalesy hafa rehetra tao Ejipta. Ary nisy miaramila ny kalesy tsirairay.
-