-
Nomery 22:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia niainga ny Israelita ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+
-
-
Nomery 22:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia natahotra be ny Moabita satria vahoaka be ny Israelita. Koa nitebiteby be ny Moabita noho ny amin’ny Israelita.+
-