Deoteronomia 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo.
25 Tsy hisy hahavita hanohitra anareo.+ Fa hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mihorohoro sy matahotra anareo ny mponina ao amin’ilay tany manontolo handehananareo,+ araka ny nampanantenainy anareo.