FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 24:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amiko atỳ an-tendrombohitra ary mijanòna atỳ. Dia homeko anao ireo takela-bato, ary hosoratako eo ny lalàna sy ny didy hampianarina ny vahoaka.”+ 13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+

  • 1 Mpanjaka 19:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa niarina i Elia dia nihinana sy nisotro. Ary nahazo hery izy, ka nandeha nandritra ny 40 andro sy 40 alina mandra-pahatongany tany Horeba, tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+

      9 Niditra tao anaty lava-bato+ izy rehefa tonga tany, ary natory tao nandritra ny alina. Dia niteny taminy i Jehovah hoe: “Inona no ataonao atỳ, ry Elia?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara