- 
	                        
            
            Jaona 6:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
31 Ny razambentsika mantsy nihinana ny mana tany an-tany efitra,+ araka ny voasoratra hoe: ‘Mofo avy any an-danitra no nomeny hohanin’izy ireo.’”+ 32 Dia hoy i Jesosy: “Lazaiko marimarina aminareo fa tsy i Mosesy no nanome anareo an’ilay mofo avy any an-danitra, fa ny Raiko no manome anareo ny tena mofo avy any an-danitra.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Jaona 6:58Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
58 Ity no mofo nidina avy any an-danitra. Tsy hoatran’ilay mofo nohanin’ny razambenareo izy ity, satria maty ihany ry zareo. Izay mihinana an’ity mofo ity kosa ho velona mandrakizay.”+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            1 Korintianina 10:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 Nihinana sakafo ara-panahy+ mitovy koa izy rehetra,
 
 -