-
Eksodosy 16:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nimenomenona tamin’i Mosesy sy Arona ny vahoakan’Israely manontolo, tany an-tany efitra.+
-
-
Nomery 11:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary nitaraina mafy teo anatrehan’i Jehovah ny vahoaka, ka tezitra be i Jehovah rehefa naheno an’izany. Dia nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.
-