Eksodosy 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka andry rahona no nitarihany azy ireo nandritra ny andro,+ ary andry afo no nanazavany azy nandritra ny alina, mba ho afaka handeha izy ireo, na andro na alina.+ Nomery 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary efa novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny mpanohana azy,+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+ Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Nandeha teo alohan’ny vahoaka i Jehovah, ka andry rahona no nitarihany azy ireo nandritra ny andro,+ ary andry afo no nanazavany azy nandritra ny alina, mba ho afaka handeha izy ireo, na andro na alina.+
19 Ary efa novorin’i Kora teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny mpanohana azy,+ mba hanohitra azy roa lahy. Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+