Genesisy 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Niseho taminy i Jehovah tamin’iny alina iny, ka niteny hoe: “Izaho no Andriamanitr’i Abrahama rainao.+ Aza matahotra+ fa hanampy anao aho. Noho i Abrahama mpanompoko, dia hitahy anao aho ka hataoko lasa be dia be ny taranakao.”+
24 Niseho taminy i Jehovah tamin’iny alina iny, ka niteny hoe: “Izaho no Andriamanitr’i Abrahama rainao.+ Aza matahotra+ fa hanampy anao aho. Noho i Abrahama mpanompoko, dia hitahy anao aho ka hataoko lasa be dia be ny taranakao.”+