Josoa 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary azon’i Josoa daholo ny tanànan’ireo mpanjaka ireo, ary resiny ny mpanjakany rehetra ka nasiany tamin’ny sabatra.+ Naringany tanteraka izy ireo,+ araka ny didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.
12 Ary azon’i Josoa daholo ny tanànan’ireo mpanjaka ireo, ary resiny ny mpanjakany rehetra ka nasiany tamin’ny sabatra.+ Naringany tanteraka izy ireo,+ araka ny didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah.