-
Deoteronomia 4:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Efa nampianariko fitsipika sy didim-pitsarana ianareo,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitro ahy, amin’izay dia hankatò an’ireny ianareo any amin’ilay tany halainareo ho anareo.
-
-
Deoteronomia 5:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia nantsoin’i Mosesy ny Israely rehetra, ka hoy izy: “Ry Israely ô, henoy ny fitsipika sy ny didim-pitsarana lazaiko aminareo anio, dia ianaro sy araho tsara.
-