Asan’ny Apostoly 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Izy ilay teo amin’ny fiangonana tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy+ tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razambentsika. Ary izy no nandray ny teny masina sady velona, mba homena antsika.+
38 Izy ilay teo amin’ny fiangonana tany an-tany efitra niaraka tamin’ilay anjely+ niresaka taminy+ tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, sy niaraka tamin’ny razambentsika. Ary izy no nandray ny teny masina sady velona, mba homena antsika.+