Eksodosy 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria i Jehovah efa fantatra hoe* mitaky ny hanompoana azy irery ihany.* Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany tokoa izy.+ Matio 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria i Jehovah efa fantatra hoe* mitaky ny hanompoana azy irery ihany.* Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany tokoa izy.+