Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Matio 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ sy hoe: ‘Tokony hovonoina ho faty izay mamingavinga* ny rainy na ny reniny.’+ Efesianina 6:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho ela velona ianao, ary mba handeha tsara ny fiainanao eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ sy hoe: ‘Tokony hovonoina ho faty izay mamingavinga* ny rainy na ny reniny.’+