Deoteronomia 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Inona àry no holazaintsika? Ota ve ny Lalàna? Sanatria izany! Tsy ho nahafantatra ny ota anefa aho raha tsy teo ny Lalàna.+ Tsy ho fantatro, ohatra, ny fitsiriritana, raha tsy ny Lalàna no nilaza hoe: “Aza mitsiriritra.”+
7 Inona àry no holazaintsika? Ota ve ny Lalàna? Sanatria izany! Tsy ho nahafantatra ny ota anefa aho raha tsy teo ny Lalàna.+ Tsy ho fantatro, ohatra, ny fitsiriritana, raha tsy ny Lalàna no nilaza hoe: “Aza mitsiriritra.”+