FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nataony henonareo avy any an-danitra ny feony mba hanitsiana anareo. Ary nasehony anareo teto an-tany ny afo miredareda, dia henonareo avy tao anatin’ilay afo ny teniny.+

  • Nehemia 9:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nidina nankeo amin’ny Tendrombohitra Sinay+ ianao. Niteny tamin’izy ireo avy any an-danitra+ koa ianao. Dia nomenao didim-pitsarana ara-drariny, sy lalàna marina,* ary fitsipika sy didy mahasoa izy ireo tamin’izay.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara