Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+ Nomery 35:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Izay mahafaty olona dia tokony hovonoina ho faty, satria mpamono olona.+ Tokony hisy vavolombelona manamarina an’izany anefa.+ Tsy misy azo vonoina ho faty kosa raha iray monja ny vavolombelona. Matio 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Efa henonareo fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona dia hatao ampamoaka eny amin’ny fitsarana.’+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+
30 “‘Izay mahafaty olona dia tokony hovonoina ho faty, satria mpamono olona.+ Tokony hisy vavolombelona manamarina an’izany anefa.+ Tsy misy azo vonoina ho faty kosa raha iray monja ny vavolombelona.
21 “Efa henonareo fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona dia hatao ampamoaka eny amin’ny fitsarana.’+