Deoteronomia 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Raha misy olona anankiray tratra naka an-keriny ny rahalahiny israelita, ka nampijaly azy sy nivarotra azy,+ dia tsy maintsy hovonoina ho faty ilay naka an-keriny.+ Tokony hesorinao eo aminao ny ratsy.+
7 “Raha misy olona anankiray tratra naka an-keriny ny rahalahiny israelita, ka nampijaly azy sy nivarotra azy,+ dia tsy maintsy hovonoina ho faty ilay naka an-keriny.+ Tokony hesorinao eo aminao ny ratsy.+