-
Levitikosy 18:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 “‘Tsy tokony hisy lehilahy hanao firaisana amin’ny biby, ka handoto ny tenany amin’izany. Ary tsy tokony hisy vehivavy hanolo-tena hanao firaisana amin’ny biby.+ Tsy fanao voajanahary izany.
-
-
Levitikosy 20:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny biby, dia tsy maintsy vonoina ho faty izy, ary hovonoina koa ilay biby.+
-
-
Deoteronomia 27:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny biby.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’
-