FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Aza manozona* ny mpanjaka na dia any an-tsainao* aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitra fatorianao aza. Fa na ny vorona* aza mety hitatitra an’izay nolazainao,* ary izay manana elatra mety hitantara an’izay noteneninao.

  • Asan’ny Apostoly 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Joda 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Na izany aza, dia mbola manonofinofy zava-dratsy ihany ireny olona ireny ka mandoto ny nofony. Tsy miraharaha an’izay manana fahefana koa izy ireny, ary manaratsy an’izay manana voninahitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara