Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah. Ohabolana 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny vavolombelona mandainga izay efa tranon-dainga mihitsy,+Ary ny olona mampiady ny mpirahalahy.+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika olona eo amin’ny firenenao.+ Aza mandatsaka ny ran’ny namanao.*+ Izaho no Jehovah.