Eksodosy 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Henoy tsara izay didy omeko anareo anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanareo ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+ Josoa 5:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Josoa 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Dia nentiko tany amin’ny tanin’ny Amorita nipetraka teny ampitan’i* Jordana ianareo, ary niady taminareo izy ireo.+ Nataoko resinareo anefa izy ireo, mba ho afaka haka ny taniny ianareo. Ary naringako tsy ho eo anatrehanareo izy ireo.+
11 “Henoy tsara izay didy omeko anareo anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanareo ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+
8 “‘Dia nentiko tany amin’ny tanin’ny Amorita nipetraka teny ampitan’i* Jordana ianareo, ary niady taminareo izy ireo.+ Nataoko resinareo anefa izy ireo, mba ho afaka haka ny taniny ianareo. Ary naringako tsy ho eo anatrehanareo izy ireo.+