FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 9:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Noho izany, na ilay fifanekena taloha aza tsy natao nanan-kery* raha tsy nisy ra nalatsaka. 19 Fa rehefa nolazain’i Mosesy tamin’ny olona rehetra ny didy tsirairay tao amin’ny Lalàna, dia nalainy ny ran’ny vantotr’ombilahy sy ny ran’osilahy ary ny rano, ka nafafiny teo amin’ny boky* sy ny vahoaka rehetra, ary volonondry mena midorehitra sy hysopa no namafazany an’izany. 20 Hoy izy tamin’izay: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’Andriamanitra taminareo, dia ilay fifanekena nasainy nohajainareo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara