Eksodosy 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nataon’i Josoa izay nolazain’i Mosesy,+ ka niady tamin’ny Amalekita izy. Ary niakatra teny an-tampon-kavoana i Mosesy sy Arona ary Hora.+
10 Dia nataon’i Josoa izay nolazain’i Mosesy,+ ka niady tamin’ny Amalekita izy. Ary niakatra teny an-tampon-kavoana i Mosesy sy Arona ary Hora.+