-
Eksodosy 19:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Koa nidina nankeo an-tampon’ny Tendrombohitra Sinay i Jehovah. Ary nantsoin’i Jehovah hankeo an-tampon-tendrombohitra i Mosesy, ka niakatra nankeny.+
-