4 Ary hoatr’izao no nanamboarana an’ilay fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io. Notefena tamin’ny marotoa ilay izy, hatramin’ny sampany ka hatramin’ny felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanamboarana an’ilay izy.