-
Eksodosy 36:31-33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Dia nanao barany tamin’ny hazo akasia izy, ka barany dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny iray amin’ny tranolay masina,+ 32 dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny ilany, ary dimy ho an’ny rafitra amin’ny lafiny natao lamosin’ilay tranolay, izany hoe ny lafiny andrefana. 33 Natsofony avy teo amin’ny sisiny iray ka hatrany amin’ny sisiny iray hafa amin’ilay tranolay ny barany afovoany, ary nitsivalana teo afovoan’ireo rafitra izy io.
-