Eksodosy 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia ataovy manodidina an’ilay tranolay ny tokotaniny,+ ary apetaho ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ilay tokotany. 1 Mpanjaka 6:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nanao ny tambohon’ny tokotany anatiny+ izy, ka vato voapaika telo andalana sy vatan-kazo sedera iray andalana no nanamboarany azy.+
8 Dia ataovy manodidina an’ilay tranolay ny tokotaniny,+ ary apetaho ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ilay tokotany.
36 Nanao ny tambohon’ny tokotany anatiny+ izy, ka vato voapaika telo andalana sy vatan-kazo sedera iray andalana no nanamboarany azy.+