17 Varahina ny faladiany nitsatohan’ireo andry. Volafotsy kosa ny faraingon’ireo andry sy ny fampitohizana azy ireo, ary nopetahana takela-bolafotsy ny tampon’ireo andry. Ary nisy fampitohizana vita tamin’ny volafotsy ny andry rehetran’ilay tokotany.+