23 Fa ny Levita no hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana, ary izy ireo no hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny vahoaka.+ Ary tokony hanaraka an’izao fitsipika izao foana ianareo sy ny taranakareo fara aman-dimby: Tsy hahazo lova eo amin’ny Israelita ny Levita.+