Eksodosy 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy. 1 Tantara 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny zanak’i* Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara,+ ary Itamara.+
23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy.
3 Ny zanak’i* Amrama+ dia i Arona+ sy Mosesy+ ary Miriama.+ Ary ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara,+ ary Itamara.+