16 Koa mandehana vorio ny anti-panahin’ny Israely, dia ilazao hoe: ‘Niseho tamiko i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo, ilay Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, dia niteny hoe: “Tena mijery anareo aho+ ary mahita an’izay manjo anareo atỳ Ejipta.