Nomery 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niala teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.+ Dia nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany hoe boka izy.+
10 Niala teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.+ Dia nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany hoe boka izy.+